|
|
|
|

Teny iditra maniny (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniny
Ny lasa : naniny
Ny hoavy : haniny
Filaza mandidy : maninia

Teny iditra maniny (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniny
Ny lasa : naniny
Ny hoavy : haniny
Filaza mandidy : maninia

Teny iditra maniny
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manafina [1.78]

Teny iditra maniny (many)
Sokajin-teny anarana many sy mpisolo
 His/her/its/their odor [3.1]
 Son odeur, leur odeur [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/07