| Teny iditra | manirery (irery) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [1.1] | ||
| Tsy misy namana [1.13] | ||
| To be alone [1.7] | ||
| être tout seul [1.8] | ||
| Esseulé, solitaire [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|