|
|
|
|

Teny iditra maniritra (iritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manitrika ao anaty rano, mandevina amin' ny fasana vonjimaika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniritra
Ny lasa : naniritra
Ny hoavy : haniritra
Filaza mandidy : manirita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05