| Teny iditra | manivakivaka (ivakivaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manivaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|