| Teny iditra | manjakazaka (zakazaka (zaka)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| To lord it over others, to be bossy [1.7] | |||||||
| Dominer par son autorité [1.8] | |||||||
| Ohatra | Izany fahapotehan' ny rafitra demokratika izany dia nohamafisin' ny toeran' ny antoko eo amin' ny fitondrana izay tena manjakazaka.
[4.27] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |
|