|
|
|
|

Teny iditra manjambena (jambena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Vizana ka mila tsy hahita (maso) [1.1]
 To dazzle, to blind temporarily [1.7]
 éblouir, aveugler temporairement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjambena
Ny lasa : nanjambena
Ny hoavy : hanjambena
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20