|
|
|
|

Teny iditra manjanaka (zanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1]
 To put money out at interest [1.7]
 Prendre à intérêt [1.3]
 Prendre l'argent à intérêt [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjanaka
Ny lasa : nanjanaka
Ny hoavy : hanjanaka
Filaza mandidy : manjanaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08