| Teny iditra | manjelatra (jelatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony [1.1] | |||||||
| étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | jelaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|