| Teny iditra | manjepizepy (zepizepy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|