| Teny iditra | manjofo (jofo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|