| Teny iditra | manjohy (zohy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1] | |||||||||
| To follow; to pursue; to investigate [1.7] | |||||||||
| Suivre; poursuivre [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|