| Teny iditra | manjopelana (jopelana) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | manjopelaka ~ manjopiaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|