| Teny iditra |
manjoretra
(joretra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1]
|
| | To be silent, to be thoughtful,
to be melancholy [1.7]
|
| | être silencieux, morne,
mélancolique [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manjoretra |
| Ny lasa : |
nanjoretra |
| Ny hoavy : |
hanjoretra |
| Filaza mandidy : |
manjoreta |
|
| Tovy hevitra | |
|