| Teny iditra | mankahery (hery) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|