|
|
|
|

Teny iditra mankamamy (hamy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho
Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy [1.1]
 To find something sweet or pleasing or acceptable [1.7]
 Trouver une chose bonne ou agréable [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankamamy
Ny lasa : nankamamy
Ny hoavy : hankamamy
Filaza mandidy : mankamamia

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/10