|
|
|
|

Teny iditra mankany (any)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [1.1]
 To go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [1.2]
Ohatra Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankany
Ny lasa : nankany
Ny hoavy : hankany
Filaza mandidy : mankanesa

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/09