|
|
|
|

Teny iditra mankatelina (telina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
 To swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
 Approuver [1.3, 1.8]
 Agréer, approuver avec satisfaction [1.3]
 Apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Ohatra 
1Mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022]
2Mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankatelina
Ny lasa : nankatelina
Ny hoavy : hankatelina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/20