|
|
|
|

Teny iditra mankatratra (tratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manatratra ny vadin' ny tena miray amin' olon-kafa [1.1]
 To catch one's spouse in unfaithfulness [1.7]
 Surprendre en adultère [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankatratra
Ny lasa : nankatratra
Ny hoavy : hankatratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20