| Teny iditra | manoa (toa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Accepter, se soumettre, honorer [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Novorin' izy telo mirahalahy manoa mahavita ny fokonolon' i Manakambahiny ary nilazany fa raha tsy miseho io, hodorany ny tanàna.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|