|
|
|
|

Teny iditra manoaka (hoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampitanatana vava fa vizana, noana na ta hatory [1.1]
 To sigh deeply from hunger or fatigue [1.2]
 Bailler
Figuré: avoir envie de dormir [1.3]
Ohatra tsy misento aho fa manoaka nahoana hianao no toa very saina? [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoaka
Ny lasa : nanoaka
Ny hoavy : hanoaka
Filaza mandidy : manoaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20