| Teny iditra | manoatoa (toatoa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|