| Teny iditra | manodivitra (hodivitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay nahapotrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodivitra ny loza fa saika maty tao daholo izy mianakavy Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodivitra ny tendrombohitra izahay tamin' ny niverina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|