|
|
|
|

Teny iditra manoha (toha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [1.1]
 To prevent, to impede to resist, to oppose [1.7]
 Empêcher, faire obstacle: résister [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoha
Ny lasa : nanoha
Ny hoavy : hanoha

Teny iditra manoha
Sokajin-teny mpamaritra
  [Sihanaka] Tsy mahasalama (trano sy finoana) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01