|
|
|
|

Teny iditra manolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1]
 To treat with special care, to cherish [1.7]
 Prendre soin de; chérir [1.8]
Ohatra Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolokolo
Ny lasa : nanolokolo
Ny hoavy : hanolokolo
Filaza mandidy : manolokoloa
Tovy hevitra manakolokolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20