| Teny iditra | manolotsolotra (tsolotsolotra (tsolotra)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanana toy ny bibilava manatranga dia misintona ny lelany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | manatsolotsolotra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|