| Teny iditra | manompo (tompo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manompo (tompo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] Mararin'ny nendra [1.78] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|