|
|
|
|

Teny iditra manondraka (tondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [1.1]
 To water, to moisten [1.7]
 Arroser, humecter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manondraka
Ny lasa : nanondraka
Ny hoavy : hanondraka
Filaza mandidy : manondraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20