| Teny iditra | manondritra (tondritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manatodika Manolaka (hadisoana) Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | manondrotra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|