|
|
|
|

Teny iditra manondrokondroka (hondrokondroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaitra ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika pilapilaka sy jefijefy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manondrokondroka
Ny lasa : nanondrokondroka
Ny hoavy : hanondrokondroka
Filaza mandidy : manondrokondroha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20