|
|
|
|

Teny iditra manontsona (hontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manetsika, manozongozona: Iza no afaka hanontsona itỳ vato itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manontsona
Ny lasa : nanontsona
Ny hoavy : hanontsona
Filaza mandidy : manontsòna

Teny iditra manontsòna (hontsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/06