| Teny iditra | manony (tony) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [1.1] | |||||||||
| To calm, to pacify [1.7] | |||||||||
| Calmer, apaiser [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañony | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Manonona [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|