| Teny iditra | manoratra (soratra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly Mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra? Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|