| Teny iditra |
manoritra
(soritra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
|
| | Manao tsipika Milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
|
| | To divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
|
| | To mark off; to divid by marks [1.7]
|
| | Marquer; séparer par des lignes [1.8]
|
| | Tracer Décrire [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny.
[2.366]
|
| 2 | ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana.
[4.27]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manoritra |
| Ny lasa : |
nanoritra |
| Ny hoavy : |
hanoritra |
| Filaza mandidy : |
manorita |
|
|