| Teny iditra | manoritsoritra (soritsoritra (soritra)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement [1.13] | |||||||
| Ohatra | Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena.
[2.606] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|