|
|
|
|

Teny iditra manosaka (tosaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandraraka, mampitobaka
Manapaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manosaka
Ny lasa : nanosaka
Ny hoavy : hanosaka
Filaza mandidy : manosaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20