|
|
|
|

Teny iditra manosina (osina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manafotetaka, mandrakotra amin' ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manosina
Ny lasa : nanosina
Ny hoavy : hanosina
Filaza mandidy : manosena

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09