| Teny iditra | manotikotika (kotikotika (kotika)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamotipotika: Aza manotikotika ny akanjoko Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañotikotika | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] Mandrovidrovitra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/20 |
|