|
|
|
|

Teny iditra manotra (otra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [1.1]
 To massage, to rub [1.7]
 Masser, frictionner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manotra
Ny lasa : nanotra
Ny hoavy : hanotra
Filaza mandidy : manora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20