|
|
|
|

Teny iditra manovo (tovo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay
Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana
Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy [1.1]
 To draw water [1.7]
 Puiser de l'eau [1.8]
 Puiser [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manovo
Ny lasa : nanovo
Ny hoavy : hanovo
Filaza mandidy : manovoza

Teny iditra manovo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano] Manangona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11