| Teny iditra | maonjana | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1] | ||
| Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/08/11 |
|