|
|
|
|

Teny iditra maoty
Sokajin-teny mpamaritra
 Efa misara-nono, efa mahasara-dray aman-dreny; vory hevitra sy saina
Manan-toetra matotra [1.1]

Teny iditra maoty
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tandrony [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11