| Teny iditra | marao (rao) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mibontsimbontsina, marokoroko, masaosao: Vato maraorao, [1.1] | ||
| Rough to the touch [1.2, 1.7] | ||
| Rugueux au toucher [1.8] | ||
| Teny iditra | marao | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Taisaka] Tanora, zazalahy kely [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |
|