|
|
|
|

Teny iditra maredona (redona)
Sokajin-teny mpamaritra
 Qui retentit bien, sonore, chantant [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona. [2.470]
2Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20