| Teny iditra | marihitra (rihitra) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara [1.1] | |||||||
| Matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra [1.13] | |||||||
| Concentré, vaseux [1.13] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|