|
|
|
|

Teny iditra marikoditra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny marika, hoditra
 (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1]
 Mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470]
2Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17