| Teny iditra | marikoriko (rikoriko) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io Lotika [1.1] | ||
| Disgusted, nauseated [1.7] | ||
| Dégoûté, qui a des nausées [1.8] | ||
| Teny iditra | marikoriko | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Bara] Tehandoa [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/11/21 |
|