Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
masahina
(
ma
saka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tonga masaka
Dinihina sy eritreretina tsara, alaina ambony alaina ambany:
Masaho tsara ny fikasanao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
masahina
, masahiko, masahinao, masahiny, masahintsika, masahinay, masahinareo, masahin', masahin-, masahim-, masahi-
Ny lasa :
nasahina, nasahiko, nasahinao, nasahiny, nasahintsika, nasahinay, nasahinareo, nasahin', nasahin-, nasahim-, nasahi-
Ny hoavy :
hasahina, hasahiko, hasahinao, hasahiny, hasahintsika, hasahinay, hasahinareo, hasahin', hasahin-, hasahim-, hasahi-
Filaza mandidy :
masaho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20