|
|
|
|

Teny iditra masoandro
Sokajin-teny anarana
Singan-teny maso, andro
 Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1]
 The sun [1.2, 1.7]
 Soleil
(figuré) le père, le souverain [1.3]
 Le soleil [1.8]
Voambolana 
Ohatra Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16