|
|
|
|

Teny iditra masoarivo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny maso, arivo
 Fitaovana misy loadoaka madinika maro, ampiasaina amin' ny famboaran-tsakafo raha ta hanatsika na hanatantavana [1.1]
Mpanahaka  maharotsingala

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16