|
|
|
|

Teny iditra Masombika
Sokajin-teny anaram-poko
 Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny Masombika. [2.649]
2Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21